|
|
|
|

Teny iditra1  soritra mirahale
Singan-teny  2 soritra, 3 mira, 4 hale
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 courbe isohyète [1.13]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9 tsipi-mirahale

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12